|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaiky lembenana |
| Singan-teny | 2manaiky, 3lembenana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manaiky izay rehetra lazaina aminy, noho ny tahotra na ny hasarotan-kenatra, manaikinaiky foana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to yield implicitly, to assent tamely, to follow the multitude for fear and shame..
[1.2] 7to submit to oppression. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[maneky lembenana]
8consentir par crainte ou par respect.
[1.3] 9se soumettre par crainte ou respect. [1.8] |
| Tsipelina hafa | 10maneky lembenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|